msh_psa_text_udb/78/67.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 67 Novaliany gny lain'i Josefa, sady nisafily gny fokon'i Efraima Ie. \v 68 Gny fokon'i Joda voho gny tendrombohitsy Ziona teany ro nosafiliany. \v 69 Nagnory gny fitoerany masy manahaky gny lagnitsy Ie, sady manahaky gny tany zay fa naoriny mandrakizay.