msh_psa_text_udb/78/21.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 21 Lafa jan'i Yaveh izay, la neloky Ie; Ka la nandoro gnan'i Jakoba gny afony, sady namely gny Israely gny hatezerany, \v 22 fotony rozy la tsy nino an-Dranagnahary sady tsy natoky gny famonjeany.