msh_psa_text_udb/78/17.txt

1 line
206 B
Plaintext

\v 17 Nefa mbo nanohy nanota taminy avao rozy, fikomia tamin'ilay Abo indrandra tagny an'efitsy. \v 18 Nihantsy an-Dranagnahary tamin'ny fony rozy, tamin'ny alalan'ny fangataha sakafo mba hahaboky an-drozy.