msh_psa_text_udb/77/01.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 1 Ho an'ny mpipaiky hira; araky gny fomban'i Jedotona. Salamo nataon'i Asafa. Hikaiky mare an-Dranagnahary amin'ny feoko zaho; Hiantso an-Dranagnahary amin'ny feoko zaho, sady handre gnahy gny Ndranagnahariko.