msh_psa_text_udb/76/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1 Ho an'ny mpipaiky hira, amin'ny lonkanga. Salamo nataon'i Asafa, tonon-kira. \v 2 Nampahafantatsy gny vatany tao Joda Ndranagnahary; bevata ao Israely gny Agnarany. Ao Salema gny lainy; ao Ziona gny toera fipetrahany. \v 3 Tagny Ie ro nanapaky reo ana-tsipikan'ny, gny ampinga, gny sabatsy, sady reo fitaovam-pialia hafa. Sela