msh_psa_text_udb/75/07.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 7 Fa Ndranagnahary ro mpitsara; Ie ro manetsy sady Ie ro manandratsy. \v 8 Fa Yaveh mitanjaky amin'ny tagnany gny kapoakin'ny divay mandrotra, zay voaharo hagnitsy, vo mandraraky izay. Hino izay hatramin'ny fara-faikany tokoa gny raty fagnahy iaby amin'ny tany.