msh_psa_text_udb/75/04.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 4 Hoy zaho amin'ny mpiavognavo hoe: " Ka miavognavo," sady amin'ny raty fagnahy hoe: " Ka mandratsy gny tandroky. \v 5 Ka mandraty gny tandrokao amin'ny abo; ka mivola amin'ny hatoky mpagnambany." \v 6 Tsy avy agny antignana izay na koa avy agny andrefa, sady tsy avy agny an'efitry akory ro nahatongavan'izay fanandrata izay.