msh_psa_text_udb/75/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

Ho an'ny mpipaiky hira; atao Al-Tashheth. Salamo nataon'i Asafa, tonon-kira. \v 1 Saotsy ro atolotray Gnanao, Ndranagnahary o; saotsy ro atolotray, fotony magnambara gny fagnatrehanao Iha; gny olo mivola reo asanao mahatreriky. \v 2 Hitsara ar-drariny Zaho amin'ny fotoa voatendry. \v 3 Na la hihovitrovitsy amin-tahotsy aza gny tany vo gny mponina iaby, la hamafisiko reo andrin'ny tany. Sela