1 line
392 B
Plaintext
1 line
392 B
Plaintext
\v 3 Avy hijery gny faharava tanteraky, gny fahasimba iaby zay nataon'ny gny fahasimba iaby zay nataon'ny fahavalo tamin'ny fipetraha masy. \v 4 Mierona eo agnivony toera voatondronao reo fahavalonao; mametraky gny sainan'ny aliny. \v 5 Nanapatapaky amin'ny famaky manahaky gny agny amin'ny ala mikitroky rozy. \v 6 Namotipotiky vo nandrava reo sokitsy iaby; novakian-drozy famaky vo tantana. |