msh_psa_text_udb/73/06.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 6 Mandravaky gnazy reo manahaky gny rojo eo amin'ny vozony gny firehareha; gny herisetra ro salofany manahaky gny ankanjo. \v 7 Bakamin'ny fahanjikia manahaky izay ro hiboahan'ny ota; mamakivaky gny fon-drozy gny eritrerindraty.