msh_psa_text_udb/69/01.txt

1 line
278 B
Plaintext

Ho gnan'ny mpipaiky hira; atao Shoshannim. Salamo nataon'i Davida. \v 1 Vonjeo zaho Ndranagnahary; fa nataon'ny gny rano niajon-doza gny fiaignako. \v 2 Milentiky agnaty fotaky mipakotry zaho, la tsy misy toera itsangana; avy agnaty rano laliky zaho, la andehanan'ny gny ranobe.