msh_psa_text_udb/47/06.txt

1 line
212 B
Plaintext

\v 6 Mihira fandrengea ho an-Dranagnahary, mihira fandrengea; mihira ho an'ilay Mpanjakantsika, mihira fandrengea. \v 7 Fa Ndranagnahary ro Mpanjaka manera gny tany iaby; mihira fandrengea amin'ny fahazavan-tsay.