msh_psa_text_udb/47/01.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 1 Ho an'ny mpipaiky hira. Salamo nataon'ireo anaky lahin'i Kora. Mitehafa tagna ry vahoaky iaby; mihobia an-Dranagnahary amin'ny feon'ny fandresea. \v 2 Fa Yaveh ro Abo Indrandra ka hatahora; Ie ro Mpajaka bevata manera gny tany iaby.