msh_psa_text_udb/46/10.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 10 Magnina sady haizo fa Zao ro Ndranagnahary; Ho asandratsy eo amin'ireo firenena Zaho; ho asandratsy egny amin'ny tany Zaho. \v 11 Mikasiky antsika Yaveh Tompon'ny maro, gny Ndranagnaharin'i Jakoba ro fialofantsika. Sela