msh_psa_text_udb/46/08.txt

1 line
218 B
Plaintext

\v 8 Avia, ingo reo asan'i Yaveh, gny fandrava zay fa nataonyu tegny amin'ny tany. \v 9 Ampitsahariny zisiky amin'ireo vazan-tany gny aly; mamotipotiky gny tsipiky Ie sady manapatapaky gny lefo; mandoro gny fiarova Ie.