msh_psa_text_udb/45/05.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 5 Maragnitsy reo ana-tsipikanao; lavo ao ambaninao gny vahoaky; ao amin'ny fon'ireo fahavalon'ny mpanjaka reo ana-tsipikanao. \v 6 Gny seza fiandriagnanao, Ndranagnahary o, la zisiky farany; tehin'ny rariny gny tehin'ny fanjakanao. \v 7 Tea fahamarigna Iha sady malay gny faharatia; noho izay Ndranagnahary, Ndranagnaharinao, la fa nagnosotsy gnanao tamin'ny diloilon'ny fisinisinia mihoatsy noho reo namanao.