msh_psa_text_udb/44/07.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 7 Fa nagnavotsy gnanay tamin'ireo mpialy agnaminay Iha, sady nampahamegnatsy reo nalay gnanay. \v 8 Ao amin-Dranagnahaty ro nagnaovanay gny fireharehanay amin'ny andro lava iaby, sady hanolotsy fisaora ho an'ny Agnaranao zisiky farany rahay. Sela