msh_psa_text_udb/44/05.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 5 Amin'ny alalanao ro hanindrianay reo mpialy agnaminay; amin'ny alalan'ny agnaranao rahay ro hanosihosy gnazy reo, reo zay mimitsanga hanohitsy gnanay. \v 6 Fa tsy hitoky amin'ny tsipikako zaho, na gny sabatro hagnavota gnahy.