msh_psa_text_udb/44/03.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 3 Fa tsy azon-drozy mba ho fanagnany tamin'ny alalan'ny saban-drozy avao gny tany, na gny sandrin-drozy manoka sady tsy nahavonjy gnazy reo; nefa gny tagnan-kavananao, gny sandrinao, voho gny fahazavan'ny vatanao, fotony soa tamin-drozy Iha. \v 4 Ry Ndranagnahary, Iha ro mpanjakako; lilio gny fandresea ho gnan'i Jakoba.