msh_psa_text_udb/40/10.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 10 Tsy nokoboniko tao am-poko gny fahamarignanao; fa namabarako gny fahatokianao vo gny famonjenao; tsy nokoboniko tamin'ny fiangonan-dehibe gny fagnekem-pahatokianao vo gny fahamendreham-pitokianao. \v 11 Ka manaka gny asam-pamindram-ponao tsy ho agnamiko, ry Yaveh; ao gny fagnekenao mahatiky no gny fahamendreham-pitokia hiaro gnahy traky farany.