msh_psa_text_udb/36/07.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 7 Mba henteo gny hasarotrin'ny gny hateanao,Ndranagnahary o!Mialoky eo ambany aloky gny elatrao gnolombelo.\v 8 Ho afa-po tokoa rozy ami-gny hamaroan'ny gny hany ao an-tragnonao; hagnenga an-drozy hino ami-gny vava-ranon'ny gny fitahianao sarotsy vily Iha.\v 9 fa ao Agnaminao ro misy gny loharanon'aina;ao ami-gny fahazavanao ro hahitanay hazava.