msh_psa_text_udb/34/15.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 15 Gny fijery Yaveh la mandeha ami- gny to sy sofiny minja gny tagnin- drozy.\v 16 Gny tarehin' i Yaveh la manohitsy ze manao raty ,mba hangalana gny fahatiarovana an- drozy an- tany etoy.\v 17 Mitaray gny to sy minja i Yaveh ka mamonjy an drozy ami- gny alahelo ny iaby.`