msh_psa_text_udb/33/01.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 1 Mifalia amin' i Yaveh, nareo ry olo marina, gny fandrengea la magneva ho gnany gny mahity. \v 2 Misaora an' i Yaveh ami-gny lokanga; miantsa fandrengea ho gn'Azy ami-gny harpa toro folo. \v 3 Mihira fihiram-bao ho gn' Azy; mintendrea soa voho miantsa an-kafalia.