msh_psa_text_udb/23/01.txt

1 line
181 B
Plaintext

\v 1 Salamo nataon'i Davida. 1Yaveh ro mpiamby ahy, tsy hisy gny raha hampalahelo ahy. \v 2 Mampiroro ahy ami-gny akata maintso ie; mitariky ahy amorony gny rano fitsagnatsanga ie.