msh_psa_text_udb/18/27.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 27 Fa Iha magnavotsy reo olo ory, sady manambany reo zay mirengirengy! \v 28 Fa Iha mandrehitsy gny jiroko; magnazava gny haiziko Yaveh Ndranagnahariko. \v 29 Fa amin'ny alalanao ro ahafahako milomay ambonin'ny saka; amin'ny alalan'ny Ndranagnahariko ro ahafahako mandinga rindry