msh_psa_text_udb/18/01.txt

1 line
282 B
Plaintext

Ho gnan'ny mpiventy hira. Salomona nataon'i Davida, lay mpanompon'i Yaveh, lafa nihira ho gnan'i Yaveh gny tognony toy hira toy tamin'ny andro namonjen'i Yaveh gnazy tagny an-tagnan'ireo fahavalony iaby vo tegny an-tagnan'i Saoly ie. Nihira ia hoe: \v 1 Teako Iha, ry Yaveh, heriko.