\v 6 Ho amin'ny tsihovin-drozy anie gny fandrengea an-Dranagnahary sady gny sabatsy roa lela ho eo an-tagnany \v 7 mba hanatanteraha valifaty amin'ireo firenena maro vo fihetsiky manafoy gny olo.