msh_psa_text_udb/148/13.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 13 Ao handrengy gny agnaran'i Yaveh reo, fa gny agnarany regny ro asandratry sady gny voninahiny hihitatsy amin'ny tany vo gny lagnitsy. \v 14 Fa nanandratsy gny tandroky gny olo ho fandrengea ho an'ny olony mahatoky Ie, la gny Israelita, lay vahoaky agnilany Gnazy. Mandrengea gnan'i Yaveh.