\v 7 Mandrengea Gnazy etoy an-tany, nareo dragona vo lalilin'ny ranomasy iaby, \v 8 gny afo vo havandra, gny oram-panala vo gny zavo, gny rivo-mahery manantanteraky gny safany.