msh_psa_text_udb/147/12.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 12 Mandrengea gnan'i Yaveh, ry Jerosalema, mandrengea an-Dranagnaharinao, ry Ziona. \v 13 Fa manamafy gny hilim-bavahadinao Ie mitahy reo anakao eo aminao Ie. \v 14 Mandaisa fanambina ao agnatin'ireo fari-taninao Ie, mahafapo gnanao amin'ny vary tritriky soa Ie.