msh_psa_text_udb/147/10.txt

1 line
202 B
Plaintext

\v 10 Tsy mahita sitraky eo amin'ny herin'ny soavaly ie, tsy mahazo fafinareta amin'ny tanjaky gny tombony gny olo Ie. \v 11 Yaveh la mankasitraky reo zay manaja gnazy, zay manantena gny famindram-pony.