msh_psa_text_udb/147/06.txt

1 line
182 B
Plaintext

\v 6 Manandratsy gny ory Yaveh, sady mampietry gny raty fagnahy amin'ny tany. \v 7 Mihira ho gnan'i Yaveh amin'ny fisaora, mihira fandrengea amin'ny lokanga ho an-Dranagnaharintsika.