msh_psa_text_udb/145/10.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 10 Zay rehetra namboarinao la hanolotsy fisaora ho Gnanao, ry Yaveh; reo mahatokinao hisaotra Gnanao. \v 11 Reo mahatokinao hagnambara gny herinao rozy fanjakanao, sady hivola gny herinao rozy. \v 12 Hampahafantarin-drozy reo gny anak'olombelo reo herin'ny asan-Dranagnahary vo gny hasoan'ny famirapiratan'ny fanjakany.