\v 4 Gny avorohota iaby handrengy reo asanao amin'izay mandimby gnazy vo hagnambara reo asanao mahery. \v 5 Hisaintsay gny lazan'ny voninahitrao vo reo asanao mahatreriky zaho.