msh_psa_text_udb/140/01.txt

1 line
291 B
Plaintext

Ho gnan'ny pipaiky hira. Salamo nataon'i Davida. \v 1 Iaveh, vonjeo amy gny raty fagnahy aho, ambeno amy gny olo mahery loha aho. \v 2 Mikasa raha raty ampony rozy, mitariky aly isanandro rozy. \v 3 Mamery tahaka ny bibilava gny lelan-drozy, ny pozin'ny menarana no eo amy gny sogniny. Sela