msh_psa_text_udb/137/01.txt

1 line
173 B
Plaintext

\v 1 Teny amoron'ny reniranon'i Babylona rahay ro nipetraky vo nitomany laha nahatiaro gny amin'i Ziona. \v 2 Teo amin'ny hazomalahelo ro nanantonanay reo harpa gnanay tany.