msh_psa_text_udb/136/01.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 1 Manolora fisaora ho gnan'i Yaveh; fa soa Ie, fa maharitsy mandrakizay famindram-pony. \v 2 Manolora fisaora ho an-Dranagnaharin'ireo Ndranagnahary, fa maharitsy mandrakizay gny famindram-pony. \v 3 Manolora fisaora ho an'ny Tompon'ny tompo, fa maharitsy mandrakizay gny famindram-pony.