\v 1 Mandrengea gnan'i Yaveh. Mandrengea Gnazy, nareo ry mpanompon'i Yaveh, \v 2 nareo zay mijoro ao an-tragnon'i Yaveh, ao an-kianjan'ny tragnon'ny Ndranagnaharintsika.