msh_psa_text_udb/134/01.txt

1 line
220 B
Plaintext

Fihira fiakara. \v 1 Avia, misaora gnan'i Yaveh, nareo mpanompon'i iaby, nareo zay manompo mandritsy gny haly ao an-tragnon'i Yaveh. \v 2 Asandrato agny amin'ilay fipetraha masy gny tarananareo sady misaora gnan'i Yaveh.