\v 17 Agny ro hanaovako tandroky hitsimoky ho an'i Davida vo hametrahako jiro ho an'ny voahosotriko hegnatsy reo fahavalony, fa eo aminy koa ro hamirampiratsy gny satro-boninahitsy.