\v 15 Ho tahiko amin'ny famatsia maro ie. Homeko fahafaham-po amin'ny mofo gny mahantrany. \v 16 Hampiankanjoko famonjena reo mpisorony, hikoraky fifalia reo mahatokiny.