\v 9 Ho ampiakanjoana tsy fivadiha anie reo mpisoronao; hikoraky fifalia anie reo mahatokinao. \v 10 Nohon'ny amin'i Davida mpanomponao, la ka miala amin'ny mpanjakanao voahosotsy.