1 line
315 B
Plaintext
1 line
315 B
Plaintext
\v 6 Ho manahaky gny akata egny an-tampon-tragno zay malazo mialohan'ny hitomboan'izay anie rozy, \v 7 zay tsy afaky mameno gny tanan'ny mpinjinja na gny tratran'izay mifehy amboara. \v 8 Ao reo zay mandalo tsy hisafa hoe: " Ao ho agnaminao gny tso-dranon'i Yaveh; mitso-drano gnanao amin'ny agnaran'i Yaveh rahay." |