msh_psa_text_udb/128/03.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 3 Ho manahaky gny voaloboky mamokatsy ao an-tragnonao gny valinao; ho manahaky gny anak'oliva reo anakao laha mipetraky magnodidy gny latabonao rozy. \v 4 Eka, ho sambatsy tokoa gny olo zay magnome voninahitsy an'i Yaveh. \v 5 Hitahy gnanao bakagny Ziona anie Yaveh; hahita gny fanambinan'i Jerosalema mandritsy gny androm-piainanao iaby anie iha. \v 6 Ho velo anie iha mba hahita reo zafikelinao. Ho amin'Israely anie gny fiadana.