msh_psa_text_udb/127/01.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 1 Fihira vo fiakara, nataon'i Solomona. Laha tsy Yaveh ro magnory gny tragno, la miasa foana rozy, zay magnory izay. Laha tsy Yaveh ro miamby gny tana, la mijoro miamby foana gny mpiamby. \v 2 Raha-foana ho anareo gny mifoha maraindray, vo holy tara agny an-tragno, na hihina gny mofon'ny asa mare, fotony Yaveh ro magnome ho an'ny malalany laha matory rozy.