msh_psa_text_udb/126/04.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 4 Yaveh o, ampolio gny hanagnanay, manahaky gny riaky ao Negeva. \v 5 Reo zay mamafy am-pitomania la hijinja amin'ny korakim-pisinisisnia. \v 6 Zay mandeha mitomany, manday voa hafafy, la himpoly amin'ny hikam-pisinisinia ndraiky, mitondra gny amboarany miaraky aminy.