msh_psa_text_udb/122/01.txt

1 line
249 B
Plaintext

Hira fiakara, nataon'i Davida. \v 1 Faly zaho lafa nivola tagnamiko rozy hoe: " Andeha tsika ho ao an-tragnon'i Yaveh." \v 2 Ry Jerosalema, gny tombokay la migadona ato amin'ny vavahadinao! \v 3 Ry Jerosalema, zay namboary manahaky tana voalamy soa!