\v 1 Hira fiakara. Hanopy gny masoko agny an-tendrombohitsy zaho. bak'aia moa gny famonjena gnahy? \v 2 Gny famonjea gnahy la bakamin'i Yaveh, zay nahary gny lagnitsy vo gny tany.