\v 91 Mitohy mandrak'androany gny raha iaby, araky zay voalazanao amin'ny lala-tonao, fa mpanomponao gny raha iaby. \v 92 Laha tsy sitrako gny lilinao, la fa matin'ny fijaliako zaho manahaky zay.