msh_psa_text_udb/119/165.txt

1 line
162 B
Plaintext

\v 165 Fiadana bevata ro hananan'ireo zay tea gny lalanao; tsy misy mahatafitohina gnazy reo. \v 166 Miamby gny famonjenao zaho, ry Yaveh, sady manoa gny lilinao.